Romanina 10:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Na izany aza, dia tsy izy rehetra no nanaiky ny vaovao tsara. Hoy mantsy i Isaia: “Jehovah* ô, iza no mba nino ny zavatra henony taminay?”*+ Romanina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:16 w11 15/8 11; ip-2 198-199 Romanina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:16 Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/2011, p. 11 Faminanian’i Isaia II, p. 198-199
16 Na izany aza, dia tsy izy rehetra no nanaiky ny vaovao tsara. Hoy mantsy i Isaia: “Jehovah* ô, iza no mba nino ny zavatra henony taminay?”*+