Romanina 14:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa voasoratra hoe: “‘Raha mbola velona koa aho’,+ hoy i Jehovah,* ‘dia tsy maintsy handohalika eo anatrehako ny olona* rehetra, ary* hanaiky ahy ho Andriamanitra eo imason’ny olona.’”+
11 Fa voasoratra hoe: “‘Raha mbola velona koa aho’,+ hoy i Jehovah,* ‘dia tsy maintsy handohalika eo anatrehako ny olona* rehetra, ary* hanaiky ahy ho Andriamanitra eo imason’ny olona.’”+