-
1 Korintianina 11:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Fa raha tsy misaron-doha ny vehivavy, dia tokony hotapahina fohy kely ny volony. Raha mahamenatra azy anefa ny hoe hotapahina fohy kely ny volony na hokakasana, dia tokony hisaron-doha izy.
-