Efesianina 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nataony mahiratra ny mason’ny fonareo, mba ho fantatrareo ilay fanantenana nomeny anareo tamin’izy niantso anareo. Amin’izay koa ho fantatrareo hoe be voninahitra ilay harena tehiriziny ho lovan’ny olona masina,+ Ephesianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:18 Fandalinana, Boky 2,
18 Nataony mahiratra ny mason’ny fonareo, mba ho fantatrareo ilay fanantenana nomeny anareo tamin’izy niantso anareo. Amin’izay koa ho fantatrareo hoe be voninahitra ilay harena tehiriziny ho lovan’ny olona masina,+