-
Titosy 2:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Mampiofana antsika izany hatsaram-panahy izany mba handa an’izay mifanohitra amin’ny sitrapon’Andriamanitra sy ny fanirian’izao tontolo izao.+ Mampiofana antsika koa izany mba hampiseho eo amin’ny fiainantsika hoe misaina tsara sy manao izay mahitsy isika ary mahafoy tena ho an’Andriamanitra, eto amin’izao tontolo izao.*+
-