Titosy 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Miresaha foana momba an’ireo zavatra ireo, ka aza mitsahatra mandrisika* sy mananatra, satria ianao efa nomena fahefana feno hanao an’izany.+ Aza avela hisy hanao tsinontsinona anao. Titosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:15 w89 15/12 24 Titosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:15 Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/1989, p. 24
15 Miresaha foana momba an’ireo zavatra ireo, ka aza mitsahatra mandrisika* sy mananatra, satria ianao efa nomena fahefana feno hanao an’izany.+ Aza avela hisy hanao tsinontsinona anao.