1 Petera 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 izay vato velona koa, dia aorina ho trano ara-panahy+ mba ho mpisorona masina. Amin’izay dia hanolotra sorona ara-panahy+ ankasitrahan’Andriamanitra ianareo, amin’ny alalan’i Jesosy Kristy.+ 1 Petera Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:5 Fandalinana, Boky 2, Fandalinana,
5 izay vato velona koa, dia aorina ho trano ara-panahy+ mba ho mpisorona masina. Amin’izay dia hanolotra sorona ara-panahy+ ankasitrahan’Andriamanitra ianareo, amin’ny alalan’i Jesosy Kristy.+