1 Petera 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy firenena mantsy ianareo taloha, fa firenen’Andriamanitra kosa ianareo izao.+ Tsy namindrana fo ianareo taloha, fa efa nahazo famindram-po kosa izao.+ 1 Petera Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:10 w10 15/3 24; si 24-25 1 Petera Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:10 Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/2010, p. 24 “Soratra Rehetra,” p. 24-25
10 Tsy firenena mantsy ianareo taloha, fa firenen’Andriamanitra kosa ianareo izao.+ Tsy namindrana fo ianareo taloha, fa efa nahazo famindram-po kosa izao.+