-
1 Samoela 29:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Koa niantso an’i Davida i Akisy+ ka niteny taminy hoe: “Raha mbola velona koa i Jehovah,+ dia olona mahitsy ianao, ary faly aho fa niaraka tamiko niantafika ianao.+ Fa tsy nahita faharatsiana teo aminao aho hatramin’ny andro nahatongavanao tatỳ amiko ka mandraka androany.+ Tsy sitrak’ireo andriana mpiray dina+ anefa ianao.
-