1 Samoela 29:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hoy anefa i Davida tamin’i Akisy: “Fa inona no nataoko,+ ary inona no hitanao tamin’ny mpanomponao hatramin’ny andro nahatongavako teo anatrehanao ka mandraka androany,+ no tsy mahazo mandeha miady amin’ny fahavalon’ny mpanjaka tompoko aho?”
8 Hoy anefa i Davida tamin’i Akisy: “Fa inona no nataoko,+ ary inona no hitanao tamin’ny mpanomponao hatramin’ny andro nahatongavako teo anatrehanao ka mandraka androany,+ no tsy mahazo mandeha miady amin’ny fahavalon’ny mpanjaka tompoko aho?”