1 Samoela 29:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy ny navalin’i Akisy: “Fantatro tokoa fa tsara teo imasoko sahala amin’ny anjelin’Andriamanitra ianao,+ saingy ireo andrianan’ny Filistinina no niteny hoe: ‘Aoka izy tsy hiara-miakatra amintsika ho any an’ady.’
9 Dia hoy ny navalin’i Akisy: “Fantatro tokoa fa tsara teo imasoko sahala amin’ny anjelin’Andriamanitra ianao,+ saingy ireo andrianan’ny Filistinina no niteny hoe: ‘Aoka izy tsy hiara-miakatra amintsika ho any an’ady.’