Isaia 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Misy fahitana mafonja+ naseho tamiko: Ny mpamitaka dia mamitaka, ary ny mpandroba mandroba.+ Miakara, ry Elama! Manaova fahirano, ry Media!+ Efa natsahatro daholo ny fisentoana vokatry ny nataony.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 21:2 ip-1 216-217; dp 110 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:2 Fandalinana, Boky 1, Faminanian’i Isaia I, p. 216-217 Faminanian’i Daniela, p. 110
2 Misy fahitana mafonja+ naseho tamiko: Ny mpamitaka dia mamitaka, ary ny mpandroba mandroba.+ Miakara, ry Elama! Manaova fahirano, ry Media!+ Efa natsahatro daholo ny fisentoana vokatry ny nataony.+