Ezekiela 15:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Toy ilay hazo voaloboka any an’ala, izay hatsipiko ao anaty afo mba hatao kitay, dia hataoko toy izany koa ny mponin’i Jerosalema.+ Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:6 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/1988, p. 17
6 “Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Toy ilay hazo voaloboka any an’ala, izay hatsipiko ao anaty afo mba hatao kitay, dia hataoko toy izany koa ny mponin’i Jerosalema.+