Ezekiela 30:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Hohatanjahiko ny sandrin’ny mpanjakan’i Babylona, fa ny sandrin’i Farao kosa hiraviravy. Koa tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah, rehefa hataoko eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babylona ny sabatro, ka harangarangany mba hamelezana an’i Ejipta.+
25 Hohatanjahiko ny sandrin’ny mpanjakan’i Babylona, fa ny sandrin’i Farao kosa hiraviravy. Koa tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah, rehefa hataoko eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babylona ny sabatro, ka harangarangany mba hamelezana an’i Ejipta.+