Fanamarihana Ambany Pejy
c Tsy voatery hampijaly ny fanambadiana namboarina. Tamin’ny andron’ny Baiboly, ohatra, dia fanambadiana namboarina ny an-dry Isaka sy Rebeka, nefa “tia azy” i Isaka. (Genesisy 24:67) Inona no ianarantsika avy amin’izany? Aza maika loatra hanilika ny fomba eo an-toerana, raha mbola tsy mifanohitra amin’ny lalàn’Andriamanitra izany.—Asan’ny Apostoly 5:29.