FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

b Manome taratry ny fomba fitsaboana tamin’ny androny ny tenin’i Isaia. Hoy ny nomarihin’i E. H. Plumptre, mpanao fikarohana momba ny Baiboly: “Ny ‘nanery’ na ‘nanapotsitra’ ilay ratra namoro-nana no fomba nandramana voalohany mba hanesorana ilay nana; avy eo, toy ny natao tamin’i Hezekia (toko xxxviii. 21), dia ‘nofehezina’ ilay izy, tamin’ny alalan’ny katapilasy, avy eo dia nisy diloilo na menaka fanosotra namelombelona nampiasaina, angamba diloilo sy divay, toy ny ao amin’ny Lioka x. 34, mba hanadiovana ilay fery.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara