FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

a Ny Medianina ihany no tononin’i Isaia anarana, nefa firenena maromaro no ho mpiara-dia hamely an’i Babylona​—i Media, i Persa, i Elama ary firenena kely maromaro hafa. (Jeremia 50:9; 51:24, 27, 28). Ireo firenena nanodidina dia niantso ny Medianina sy ny Persanina hoe “ny Mediana”. Ankoatra izany, tamin’ny andron’i Isaia, dia i Media no firenena natanjaka indrindra. Teo ambanin’ny fanapahan’i Kyrosy i Persa vao nanjary natanjaka kokoa.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara