Fanamarihana Ambany Pejy
c I Daniela, ohatra, dia notendrena ho tandapa ambony tao Babylona, teo ambanin’ny fanapahan’ny Medianina sy ny Persanina. Ary tokony ho 60 taona tatỳ aoriana, i Estera dia tonga mpanjakavavy, vadin’i Ahasoerosy, mpanjakan’i Persa, ary i Mordekay dia tonga praiminisitr’ilay Empira Persanina manontolo.