Fanamarihana Ambany Pejy
a Misy manam-pahaizana manipy hevitra fa ilay teny hoe “tany be fibiziziokan’elatra” dia manondro ireo andiam-balala izay mandrakotra an’i Etiopia tsindraindray. Ny hafa kosa milaza fa ilay teny hebreo hoe tsela·tsalʹ, nadika hoe ‘fibizizioka’, dia mitovy feo amin’ilay anarana hoe tsaltsalya, nomen’ny Galla, mponina hamitika monina any Etiopia ankehitriny, ho an’ny lalitra tsetse.