Fanamarihana Ambany Pejy
a Indraindray dia nantsoina hoe “Mpanjakan’i Anshan”—faritra na tanàna iray tany Elama—i Kyrosy, mpanjaka persanina. Ireo Isiraelita tamin’ny andron’i Isaia—taonjato fahavalo al.f.i.—dia nety ho tsy nahafantatra an’i Persia, nefa nahafantatra an’i Elama. Izany no mety hanazava ny antony nanononan’i Isaia an’i Elama, fa tsy an’i Persia.