FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

c Hoy ny Isaia 30:25b: “Amin’ny andro hianjeran’ny tilikambo.” Tamin’ny fahatanterahany voalohany, izany dia mety ho nanondro ny nianjeran’i Babylona, izay nanokatra ny lalana nahafahan’ny Isiraely nahazo ireo fitahiana voambara mialoha tao amin’ny Isaia 30:18-26. (Jereo ny fehintsoratra faha-19.) Mety hanondro ny fandringanana ao amin’i Haramagedona koa izy io, izay hahatonga ny fahatanterahana malaza indrindran’ireo fitahiana ireo, ao amin’ny tontolo vaovao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara