FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

b Taorian’ny faharesen’i Sankeriba, dia nitondra volamena sy volafotsy ary zava-tsarobidy hafa ho fanomezana ho an’i Hezekia ireo firenena nanodidina. Milaza ny 2 Tantara 32:22, 23, 27 fa i “Hezekia [dia] nanana harena sy voninahitra be indrindra”, ary koa fa “nalaza teo imason’ny firenena rehetra izy”. Ireo fanomezana ireo dia nety ho nanampy azy hameno indray ny trano firaketany, izay nanjary foana rehefa avy nandoa hetra tamin’ny Asyrianina izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara