FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

g Antsoina hoe Paoly i Saoly manomboka eto. Misy milaza fa nandray an’io anarana romanina io izy, ho fanajana an’i Sergio Paolo. Mbola nihazona an’ilay anarana hoe Paoly anefa izy na dia efa niala tao Sipra aza. Midika izany fa nanomboka teo dia nanapa-kevitra ny hampiasa an’io anarany romanina io i Paoly, ilay “apostoly ho an’ny hafa firenena.” Naleony koa angamba nampiasa ny hoe Paoly, satria ny fanononan’ny Grika an’ilay anarany hebreo hoe Saoly dia mitovy fanonona amin’ny teny grika iray misy heviny ratsy.​—Rom. 11:13.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara