Fanamarihana Ambany Pejy h Taona vitsivitsy taorian’io no nanoratan’i Paoly ny taratasiny ho an’ny Galatianina. Hoy izy ao: “Noho izaho narary no nahafahako nitory ny vaovao tsara taminareo tamin’ny voalohany.”—Gal. 4:13.