FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

b Hoy ilay bokikely hoe Iza no Nanankinana An’ilay Asa? (anglisy): ‘Natao hitoriana isan-trano momba ilay Fanjakana ny gazety Fotoam-pahasambarana. Tokony homena an’io gazety io izay olona itoriana, na tsy te hahazo ny nomerao manaraka aza izy.’ Nampirisihina foana koa ny mpitory taorian’izay, mba hiteny amin’ny olona hoe afaka manafatra ny gazety Fotoam-pahasambarana sy Ny Tilikambo Fiambenana izy raha tiany. Tsy voatery nanao izany intsony anefa ny olona nanomboka tamin’ny 1 Febroary 1940, fa tonga dia nomena gazety. Nasaina nanao tatitra avy eo ny mpitory hoe firy ny gazety voazarany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara