Fanamarihana Ambany Pejy
b Nilaza ilay manam-pahaizana atao hoe Jason BeDuhn hoe satria tsy misy mpanoritra voafaritra eo alohan’ilay hoe “Andriamanitra” miseho faharoa, dia “samy hafa” ny dikan’izy roa ireo, “hoatran’ny maha samy hafa ny hoe ‘andriamanitra iray’ sy ny hoe ‘Andriamanitra.’” Hoy ihany i BeDuhn: “Tsy ilay Andriamanitra tokana ilay antsoina hoe ny Teny ao amin’ny Jaona 1:1, fa andriamanitra kosa izy, na hoe manana toetra mitovy amin’ny an’Andriamanitra.”—Truth in Translation: Accuracy and Bias in English Translations of the New Testament, pejy 115, 122, ary 123.