FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Avena”
  • Avena

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Avena
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Ona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Bikata-avena
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Beti-avena
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Nahoana Isika no Tokony Hampiasa ny Anaran’Andriamanitra na dia Tsy Tena Fantatra aza ny Fanononana Azy?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Avena”

AVENA

1. Hita ao amin’ny soratra hebreo nataon’ny Masoreta ny hoe Avena, ao amin’ny Ezekiela 30:17, ka mampiasa an’io teny io ny Fandikan-teny Protestanta. Baiboly maoderina maro kosa no mampiasa hoe “Ona”, izay tsy iza fa ilay tanàna ejipsianina nantsoin’ny Grika hoe Heliopolisy. Mitovy ihany ny renisoratra hebreo ao amin’ilay teny hoe Avena sy Ona, fa ny teboka solon’ny zanatsoratra no samy hafa. Misy manazava fa niniana novana ireo teboka solon’ny zanatsoratra ireo, mba hanaovana tsilaolaon-teny fanesoana an’i Ona, tanàna mpanompo sampy. Tao mantsy no foiben’ny fivavahana tamin’ny masoandro, tany Ejipta.​—Jereo ONA No. 2.

[2, 3: Fanaovan-dratsy; Zava-dratsy]

2. Hita ao amin’ny soratra hebreo ny hoe Avena, ao amin’ny Hosea 10:8, angamba ho fanafohezana ny hoe Beti-avena.​—Ampit. Ho 4:15; 5:8; 10:5; jereo BETI-AVENA No. 2.

3. Miresaka momba ny “lohasahan’i Avena” ny Amosa 1:5 (Prot.), ary nadika hoe “Bikata-avena” izy io ao amin’ny TV sy Kat.​—Jereo BIKATA-AVENA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara