FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Jolay p. 6
  • Fahafoizan-tena ho An’Andriamanitra sa Harena?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fahafoizan-tena ho An’Andriamanitra sa Harena?
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Manehoa fifikirana amin’Andriamanitra hatrany amin’ny maha-kristiana vita batisa
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1990
  • Tongava soa amin’ireo fivoriamben’ny distrika “Ny fitiavam-pivavahana”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1989
  • Ampio Toe-panahy Araka An’Andriamanitra ny Fiaretanareo
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2002
  • Fahafoizan-tena
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Jolay p. 6

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | 1 TIMOTY 4-6

Fahafoizan-tena ho An’Andriamanitra sa Harena?

6:6-10

Ho sambatra kokoa isika, raha mahafoy tena ho an’Andriamanitra fa tsy variana mikatsaka harena. Nahoana ireto andinin-teny ireto no manaporofo an’izany?

  • Anabavy iray mitahiry an’ireo sary mampiseho ny fitahiana azony noho izy manompo manontolo andro

    Hahazo fitahiana be dia be isika raha manompo manontolo andro

    Mpto 5:10

  • Mpto 5:12

  • Mt 5:3

  • As 20:35

Nahoana isika no tsy afaka ny hahafoy tena ho an’Andriamanitra sady hikatsaka harena? (Mt 6:24)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara