FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mrt lahatsoratra 5
  • Fandaharana Famakiana Baiboly

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fandaharana Famakiana Baiboly
  • Foto-kevitra Hafa
  • Mitovitovy Aminy
  • Inona no Hataoko mba Hahafinaritra Kokoa ny Famakiako Baiboly?
    Mifohaza!—2001
  • Famerenana ny Fizarana 1
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • Namonjy Olona Be dia Be i Josefa
    Tantara An-tsary
  • Ny Fiaraha-miasan’ny Mpianakavy mba Samy Handray Anjara Feno — Amin’ny Fianarana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1999
Hijery Hafa
Foto-kevitra Hafa
mrt lahatsoratra 5
Vehivavy mijery an’ilay fandaharana famakiana Baiboly ao amin’ny jw.org

Fandaharana Famakiana Baiboly

Ao amin’ny Baiboly no ahitana ny torohevitra tsara indrindra ilaina eo amin’ny fiainana. “Hahomby izay hataonao” raha vakinao sy saintsaininao foana ary ampiharinao izay voalaza ao. (Josoa 1:8; Salamo 1:1-3) Hahafantatra tsara an’Andriamanitra sy Jesosy Zanany koa ianao ka mety ho voavonjy.—Jaona 17:3.

Fandaharana Famakiana Baiboly

Ahoana no tokony hamakianao ny Baiboly? Ho hitanao amin’ity fandaharana famakiana Baiboly ity hoe azonao vakina misesy ireo boky ao amin’ny Baiboly. Afaka mifidy loha hevitra amin’ireo sokajy aseho ao koa ianao. Raha tianao hovakina, ohatra, hoe ahoana ny fomba nifandraisan’Andriamanitra tamin’ny Israelita, dia efa misy ampahany ahitana an’izany ao. Raha ny niandohan’ny fiangonana kristianina sy ny fomba nitarany indray no tianao hovakina, dia misy ampahany ahitana an’izany koa ao. Ho voavakinao ao anatin’ny herintaona ny Baiboly manontolo raha mamaky an’ireo toko asaina vakina isan’andro ianao.

Natao ho anao ity fandaharana ity raha mitady fomba hamakiana Baiboly isan’andro ianao, na tianao hovakina ao anatin’ny herintaona ilay izy, na ianao vao hanomboka hamaky azy mihitsy. Azonao alaina ity fandaharana famakiana Baiboly ity, dia vakio manomboka androany ny Baiboly!

Haka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara