Marka 6:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tonga anefa ny andro iray tena nety, rehefa nitsingerina ny andro nahaterahan’i+ Heroda, ka nanao fanasana takariva izy ho an’ny manam-pahefana ambony sy ny mpitari-tafika ary ny olona ambony indrindra tany Galilia.+
21 Tonga anefa ny andro iray tena nety, rehefa nitsingerina ny andro nahaterahan’i+ Heroda, ka nanao fanasana takariva izy ho an’ny manam-pahefana ambony sy ny mpitari-tafika ary ny olona ambony indrindra tany Galilia.+