2 Dia tezitra tamin’ireo tandapany roa ireo i Farao, izany hoe tamin’ilay lehiben’ny mpandroso zava-pisotro sy ilay lehiben’ny mpanao mofo.+ 3 Koa nampidiriny tao amin’ilay fonja tao an-tranon’ny lehiben’ny mpiambina+ izy ireo, tao amin’ilay nigadran’i Josefa.+