-
Genesisy 40:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Indray alina, dia samy nanonofy ilay mpandroso zava-pisotro sy ilay mpanao mofon’ny mpanjakan’i Ejipta, izay nigadra tao am-ponja. Samy nisy dikany ny nofiny.
-