-
Genesisy 41:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Ny ombivavy fito tsara tarehy dia fito taona. Ny salohim-barimbazaha fito tsara koa dia fito taona. Iray ihany ny dikan’ireo nofy ireo.
-
-
Genesisy 41:47Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
47 Be dia be ny vokatra tao amin’ilay tany, nandritra an’ireo fito taona nahavokatra be.
-