FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 45:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Miverena haingana any amin’i Dada, dia teneno izy hoe: ‘Izao no nolazain’i Josefa zanakao: “Efa notendren’Andriamanitra hanam-pahefana amin’i Ejipta manontolo aho.+ Koa midìna atỳ amiko, fa aza mangataka andro.+

  • Genesisy 45:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Izaho no hamatsy sakafo anao ao, dia ianao sy ny ao an-tranonao ary izay rehetra anananao. Sao ianareo tsy hanana na inona na inona intsony ary ho fatin’ny mosary. Mbola haharitra dimy taona mantsy ny mosary.”’+

  • Genesisy 47:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary tsy nisy sakafo* nanerana an’ilay tany, satria mafy be mihitsy ilay mosary. Lasa reraka be ny olona tao Ejipta sy Kanana noho ilay mosary.+

  • Genesisy 47:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Izahay ve izany dia hojerenao fotsiny nefa izahay aza efa ho faty, ary ny taninay efa ho simba? Vidio izahay sy ny taninay dia atakalozy sakafo, dia hanompo an’i Farao izahay, ary ho lasany ny taninay. Omeo masomboly izahay mba tsy ho faty ary mba tsy ho lasa tsisy mponina ny taninay.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara