-
Genesisy 45:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Izaho no hamatsy sakafo anao ao, dia ianao sy ny ao an-tranonao ary izay rehetra anananao. Sao ianareo tsy hanana na inona na inona intsony ary ho fatin’ny mosary. Mbola haharitra dimy taona mantsy ny mosary.”’+
-
-
Genesisy 47:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Koa nentin’izy ireo tany amin’i Josefa ny biby fiompiny. Ary nomen’i Josefa sakafo izy ireo ho takalon’ny soavaliny sy ny ondriny sy ny ombiny ary ny ampondrany. Nomeny sakafo foana izy ireo nandritra an’iny taona iny, ho takalon’ny biby fiompiny rehetra.
-