Genesisy 4:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary nanao firaisana tamin’ny vadiny indray i Adama, dia tera-dahy ny vadiny. Dia nataony hoe Seta* ny anarany,+ satria hoy izy: “Efa nomen’Andriamanitra zanaka* hafa ho solon’i Abela aho, satria novonoin’i Kaina izy.”+
25 Ary nanao firaisana tamin’ny vadiny indray i Adama, dia tera-dahy ny vadiny. Dia nataony hoe Seta* ny anarany,+ satria hoy izy: “Efa nomen’Andriamanitra zanaka* hafa ho solon’i Abela aho, satria novonoin’i Kaina izy.”+