-
Genesisy 41:57Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
57 Tonga tany Ejipta koa ny olona avy any amin’ny tany rehetra mba hividy sakafo tamin’i Josefa, satria mafy ny mosary tany amin’ny tany rehetra.+
-
-
Asan’ny Apostoly 7:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Nisy mosary anefa eran’i Ejipta sy Kanana, ka tena mafy ny fahoriana nanjo ny olona tany. Ary tsy nahita na inona na inona hohanina ny razambentsika.+
-