-
Genesisy 42:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Ento atỳ amiko ilay zandrinareo faralahy, mba hahafantarako hoe tsy mpitsikilo ianareo fa olo-marina. Dia haveriko aminareo ny rahalahinareo, ary mahazo mividy sakafo atỳ indray ianareo.’”
-