-
Genesisy 45:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Dia nataon’ny zanak’i Israely izany. Ary nomen’i Josefa sarety izy ireo araka ny baikon’i Farao, sady nomeny vatsy hohaniny eny an-dalana.
-
-
Genesisy 45:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Ireto kosa no nampitondrainy ho an’ny rainy: Ampondra folo nitondra zavatra tsara avy tany Ejipta, sy ampondravavy folo nitondra varimbazaha sy mofo ary sakafo ho vatsin’ny rainy eny an-dalana.
-