-
Genesisy 37:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Vao teny lavidavitra izy dia tazan’ny rahalahiny. Mbola tsy tonga teny akaikiny akory izy, dia nanao tetika izy ireo hoe hamono azy ho faty.
-
-
Genesisy 50:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 ‘Izao lazaina amin’i Josefa: “Mitalaho aminao re aho e! Mba avelao ny heloky ny rahalahinao sy ny fahotany, tamin’izy ireo nanisy ratsy anao.”’ Koa mba avelao re ny heloky ny mpanompon’ilay Andriamanitry ny rainao e!” Dia nitomany i Josefa rehefa naheno an’izany.
-