Genesisy 37:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Rehefa naheno an’izany i Robena,+ dia nitady hevitra hamonjena azy ka niteny hoe: “Aleo izy tsy hovonointsika e!”+
21 Rehefa naheno an’izany i Robena,+ dia nitady hevitra hamonjena azy ka niteny hoe: “Aleo izy tsy hovonointsika e!”+