- 
	                        
            
            Jeremia 8:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
22 Tsy misy balsama* angaha any Gileada?
Ary tsy misy dokotera angaha any?
Koa nahoana no mbola tsy sitrana ihany ny zanakavavin’ny fireneko?
 
 -