-
Genesisy 42:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Avy eo dia nasain’i Josefa nofenoina varimbazaha ny gonin’izy ireo. Nasainy naverina tao anaty gonin’ny tsirairay koa ny volany, ary nasainy nomena vatsy hohaniny eny an-dalana izy ireo. Dia natao tamin’izy ireo izany.
-
-
Genesisy 42:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Rehefa nararak’izy ireo ny tao anaty goniny, dia io fa tao anaty gonin’ny tsirairay ny kitapom-bolany. Rehefa nahita an’izany izy mirahalahy avy sy ny rainy, dia natahotra be daholo.
-