36 Dia niantsoantso i Jakoba rainy hoe: “Lasa tsy manan-janaka intsony aho, noho ny nataonareo!+ I Josefa efa tsy eo intsony,+ i Simeona koa efa tsy eo intsony,+ dia izao indray i Benjamina koa mbola halainareo! Dia izaho daholo no mizaka an’izany rehetra izany!”