-
Genesisy 42:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Rehefa nanokatra ny goniny ny iray tamin’izy ireo fa handeha hanome sakafo ny ampondrany teo amin’ny toeram-pilasiana, dia hitany teo am-bavan’ny goniny ny volany.
-