-
Genesisy 44:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Ataovy eo am-bavan’ny gonin’ilay zandriny indrindra kosa ny kaopiko volafotsy, miaraka amin’ny vola nividianany sakafo.” Dia nanao araka izay nolazain’i Josefa ilay lehilahy.
-