-
Genesisy 42:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Ary ento atỳ amiko ilay zandrinareo faralahy, mba ho hita hoe azo itokisana ny teninareo, dia tsy ho faty ianareo.” Dia nataon’izy ireo izany.
-