-
Genesisy 43:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Fa raha tsy alefanao izy, dia tsy hidina izahay, satria efa niteny ilay lehilahy hoe: ‘Tsy mahazo mankatỳ amiko intsony ianareo, raha tsy miaraka aminareo ilay rahalahinareo.’”+
-