-
Genesisy 43:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Izaho mihitsy no hiantoka ny fiarovana azy.+ Aleo izaho no ho tompon’andraikitra raha maninomaninona izy. Koa raha tsy entiko miverina atỳ aminao izy, dia ho fahotako aminao mandrakizay izany.
-