-
Genesisy 43:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Ary niala teo haingana i Josefa, satria feno be ny fony noho izy nahita an’ilay rahalahiny. Koa nitady toerana hitomaniana izy, ka nankao amin’ny efitra iray mba ho irery, dia nitomany tao.+
-